|
|
|
|

Teny iditra1  manintsivy
Fototeny  2 intsivy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mamarina intsivy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 faire quelque chose pour la neuvième fois [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Mpanahaka  9  manimbalo, 10  manimpito, 11  manimpolo, 12  manindimy, 13  manindroa, 14  maninefatra, 15  maninenina, 16  manintelo

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31