| Entry | 1 maningotra |
| Part of speech | 2 active verb |
| Root | 3 singotra |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Maka, misambotra amin' ny tady vavararana: Maningotra omby Manao amparapaingo: Iza no naningotra ity akoho ity tahaka izao? Mamandrika amin' ny teny misy fitaka: Aza manaiky hanoratra iza. ny teny izany fa mety haningotra anao ireo teny ireo |
| Proverbs | 9 Proverbs containing the word maningotra |
| Anagrams | 10 maningotra, namingotra, nirongatam, norangitam |
| Updated on 2025/07/29 |
|