|
|
|
|

Teny iditra1  maninona
Fototeny  2 inona
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao inona: Maninona eto ianao?
5 Iharam-pahavoazana marary, maty: Efa ela be aho tsy nahazo taratasy tamindRakoto ka matahotra sao maninomaninona Lay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 what of it ? what happened ? what's the matter? [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 quoi donc? qu'est-ce que c'est? qu'est-ce qui ne vas pas? [1.8]
Ohatra  8  Ary raha tsy manatrika moa maninona? [2.643#122]
9  Fa maninona ny zanako no tsakoahina? [2.356#104]
10  maninona izato izy no mando volomaso; [2.895#88]
Kamban-teny rehetra  11  Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  maninona, 12 mañonina, manonina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27