|
|
|
|

Entry (1/2)1  manintsana
Root  2  hintsana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mandraraka amin' ny alalan' ny fanetsiketsehana: Manintsam-parasy eto io alika io fa roahy any
Manetsiketsika mba hifatratrakokoa ny zavatra afatra: Aza hadinoina ny manintsana ny famarana rehefa mividy vary
Manasivana: Manintsana fasika ny mpandalotra
Mandehandeha na mihazakazaka na mandihindihy rehefa avy mihinana mba hahalevona ny sakafo haingana
Mirara-dravina, miongo-bolo: Manintsana ny hazo sasany rehefa ririnina ~ Vorona efa nanintsana io [1.1]
Examples  5  sambatra kosa itony ambiaty
mahafolaka am-bozona ny taona
ka ririnina tsy mba manintsana
lohataona mamony ihany
ary fahavaratra manorobona
[2.131]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
All compound words  10  3 combinations of this word

Entry (2/2)11  manintsàna
Root  12  hintsana
Part of speech  13  imperative of active verb manintsana [Full list]
Explanations in Malagasy  14  [1.1]
Explanations in French  15  [1.3]

Anagrams  16 manantsina, 17 manintsàna, manintsana, 18 minantsana

Updated on 2025/10/11