|
|
|
|

Entry1  manirery
Part of speech  2  adjective
Root  3  irery
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Mipetraka irery tsy misy olona miaraka aminy: Inona no ataonao manirery eto?
6  [1.13] tsy misy namana
Explanations in English  7  [1.7] to be alone
Explanations in French  8  [1.8] être tout seul
9  [1.13] esseulé, solitaire

Anagrams  10  manirery, mirareny

Updated on 2025/08/10