|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 manisy |
| Fototeny | 2 isy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 manao, manorina: Mañisy trano
[Bara]
[1.78] 5 Manampy, mametraka: Manisy siramamy ny ravimboafotsy ~ Manisy voninkazo eo ambony iatabatra 6 Mamely, mamono amin' ny...: Manisy daka ny alika [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to put in place; to cause to be
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 mettre, placer; faire exister
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 13 Fikambanana 8 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 14 manisy |
| Sokajin-teny | 15 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
16 misy
[Taisaka]
[1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 17 manisy |
| Sokajin-teny | 18 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
19 mampirisika
[Sakalava]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | manisy, 20 masiñy, 21 misiña, misina, 22 Sinima |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|