|
|
|
|

Entry (1/2)1  manjamaso
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  manja, maso
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Ilay vola matevintevina toa mivolantsinana eo ambony maso, antsoin' ny sasany koa hoe "volomaso ambony"
Vocabulary  5  Biology

Entry (2/2)6  manjamaso
Part of speech  7  noun
Elementary words  8  manja, maso
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Zavatra manjamanja andokoan' ny vehivavy ny ambony masony raha manify ny manjamasony

Updated on 2025/07/29