|
|
|
|

Entry1  manjanaka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manangana ho zanaka: Nanjanaka azy talohan' ny nahaterahanay zanany i dada sy neny
Miteraka, misy zanany, manana: Tsy manaiky izy fa tsy maintsy manjanaka ny vola samborina aminy na dia ariary folo aza
Explanations in English  4  [1.7] to put money out at interest
Explanations in French  5  [1.3] prendre à intérêt
6  [1.8] prendre l'argent à intérêt
Root  7  zanaka
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Compound words 

Anagrams  14  mananjaka, mañanjaka, manjanaka

Updated on 2025/05/07