|
|
|
|

Teny iditra1  manjehy
Fototeny  2 zehy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandrefy amin' ny zehy: Manjehy ny sakan-tenona
5 Maminavina, mametra, mamaritra, mamangitra: Aza manjehy ny andro ho lava è! [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to measure by spanning with the hand [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 mesurer par empans [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  manjehy, 14 mihenja

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17