|
|
|
|

Teny iditra1 manjohy
Fototeny  2zohy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manaraka, momba: Nanjohy an-drainy tamin' izay rehetra nalehany izy
Manenjika: Lasa nanjohy papelika Ibalita
Manjoko: Manjohy izaitsizy io antidahy io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to follow; to pursue; to investigate [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 suivre; poursuivre [1.8]
Ohatra  7 Nifanaraka nanao valala manjohy izy teny am-pandehanana, ny filohan' ny toby no nitarika. [2.472]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 manjohy, 15 mihanjo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02