| Fizahan-teny | 
 | 
  | 
|   | 
Ohabolana misy ny teny hoe : manjohy
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 1 | Hianao kibobo mahay manjohy, izaho amboa mahay mihaza.  [2.558 #1321, 2.653 #1060]
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 2 | Manontany tsy loza; manjohy tsy antambo.  [2.165 #1162, 2.653 #1626]
 | 
| Dikanteny frantsay | Il n' est pas mal de s' informer, il n' est pas calamiteux de suivre quelqu' un pour savoir.  [2.165 #1162]
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 3 | Nahoana no be feo toa toloho, nefa manjohy tsy mahasava ahitra ? [2.558 #2667]
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 4 | Ny nenina tsy ondry roahina fa amboa manjohy lalana.  [2.558]
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 5 | Valala manani-jozoro ka manjohy ny efa mahitsy.  [2.558 #4837]
 | 
 | 
  | 
| Fizahan-teny | 
 | 
  |