|
|
|
|

Teny iditra1  mankaloza
Fototeny  2 loza
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mahatonga ho ratsiratsy kokoa: Vao mainka nankaloza azy ny teny nataoko taminy
5 Mahatonga hasiaka, mankasiaka: Aza mankaloza ny alika fa laniny eo fanais [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02