|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 manoha
Fototeny  2toha
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manakana: Manoha ny mpianatra tsy hivoaka
Manohitra zavatra mahery: Manoha riana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to prevent, to impede to resist, to oppose [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 empêcher, faire obstacle: résister [1.8]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  10Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)12 manoha
Sokajin-teny  13 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  14 tsy mahasalama (trano sy finoana) [Sihanaka] [1.78]

Fivaditsoratra  15 Hamona, 16 homana, 17 manoha, 18 Nahoma

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02