|
|
|
|

Entry (1/2)1  manohatra
Part of speech  2  active verb
Root  3  ohatra
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  10  [1.78] [Bezanozano] mampitovy
11  [1.1] Mampitaha: Manohatra ny fahafatesana amin' ny mpangalatra tonga tampoka ny Soratra Masina
Mampitovy: Manohatra ny akanjony amin' ny ahy izy
Manandrana, mijery raha mifanentana: Lasa nanohatra ny akanjony izy
Explanations in English  12  [1.2] to measure, to compare.
13  [1.7] to compare; to fit to try
Explanations in French  14  [1.8] comparer, essayer un vêtement, etc
Examples  15  [2.285#] Ka izany no itenenany hoe samy masina an-taniny raha manohatra tanin' olona amin' ny tanindrazany izy.
16  [2.314#] Tsy vitan' ny manohatra ny tenany amin' ny zavaboary ny mpanoratra fa mbola miangavy ny sasany amin' izy ireo koa mba hanampy azy
Proverbs  17  Proverbs containing the word manohatra

Entry (2/2)18  manohatra
Part of speech  19  active verb
Root  20  tohatra
Explanations in Malagasy  21  [1.1] Mifanena amy; manehatra: Manoha-doza

Anagrams  22  amotrahan, hamatoran, hanoratam, horamatan, maharanto, mahatrona, manatroha, manohatra, mantahora, namahotra, namohatra, namotraha, natahoram, noharatam

Updated on 2025/08/10