|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manohona
Fototeny  2 ohona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mambomba eo ambany elatra: Manohona ny zanany ao ambany elany ny reniakoho
5 Mamihina eo an-tratra: Manohona ny zanany Rasoa [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  manohòna
Fototeny  11 ohona
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana manohona [Fitanisana]

Fivaditsoratra  13 mahanono, 14 mahonona, manohòna, manohona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27