|
|
|
|

Entry1  manokom-bary olona
Elementary words  2  manokona, 3  vary, 4  olona
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6  eo antin' ny 11 ora antoandro; enti-milaza ny fotoana izay saiky ikarakaran' ny olona rehetra ny sakafo andrahoina ka ametrahany azy eo ambony toko (eo amin' ny enina na fito hariva eo; hita amin' itỳ fombam-pitenenana itỳ fa ny hariva indrindra ny Ntaolo no nanao sakafo lehibe) [1.1]
Vocabulary  7  Time

Updated on 2025/10/11