|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manoloana
Fototeny  2 oloana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manatrika eo anatrehana: Indreto ny zanakareo manoloana anareo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to put one's self in front of another yet face to face. [1.2]
6 to be in face of, to be in front of [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 être devant, en face de [1.8]
Ohatra  8  Moa va tsy fantsakana ny lavakom-barika iray manoloana azy; [2.470]
9  Tsy nanana fiaramanidina ry zareo, ny tafika manoloana azy sy ny fitaovana ampiasainy koa dia efa avy nisedra ny Alemana tany Afrika. [2.472]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)14  manoloàna
Fototeny  15 oloana
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manoloana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  17 amolonana, 18 manao lona, manoloàna, manoloana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27