|
|
|
|

Teny iditra1  manolokolo
Fototeny  2 kolokolo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mikarakara fatratra, manao izay hahasoa lalandava: Aza hadinoina ny manolokolo ireto voninkazo ireto mandritra ny tsy maha-eto ahy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to treat with special care, to cherish [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 prendre soin de; chérir [1.8]
Ohatra  7  Ifarimbonan' izy mianakavy ireny ka eny an-tsaha eny no ahitana azy rehetra manolokolo ny voliny. [2.470]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  12 manakolokolo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17