Entry (1/2) | 1 manongona |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 songona |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Mihoatra ny hafa mifaninana amin' ny tena: Tsy nisy nanongona ny soavaliko ka lasany ny voalohany Misosoka mihoatra ny hafa, maka toeran' olona ho an' ny tena: Nahongona azy Rabe rahalahiny tamin' ny fanadinana Manome vidiny ambony kokoa noho ny hafa: Manongom-barotra |
Synonyms | 10 misongona |
Entry (2/2) | 11 manongòna |
Part of speech | 12 imperative of active verb manongona [Full list] |
Root | 13 songona |
Explanations in Malagasy |
14 [1.1] |
Explanations in French |
15 [1.3] |
Anagrams | 16 anongonam, manongona, manongòna, nanamongo, nanongoam |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |