|
|
|
|

Entry1  manonitra
Part of speech  2  active verb
Root  3  onitra
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Mamerina: Notereko hanonitra ny bokiko nalainy izy
Manolo, manefa: Hanonitra ny trosanay amin' ny asa hataony
Mampifandanja ny azo amin' ny very: Soa ihany fa nanonitra ny fatiantoka omaly ny tombombarotra azoko androany
Manarina ny ratsy vita: Tsy maintsy hanonitra ny ratsy nataoko taminy aho
9  [1.13] mamerina am-bola izay nindramina na nosimbana
manarina ny tsy mety
Explanations in English  10  [1.2] to repay, to refund, to restore.
11  [1.7] to compensate, to pay damages; to make up for
Explanations in French  12  [1.8] récompenser, remplacer; payer des dommages et intérêts
13  [1.13] rembourser
compenser, récupérer
Vocabulary  14  Economy: finances, management
Proverbs  15  Proverbs containing the word manonitra

Anagrams  16  manonitra, miantrano, namoritan, nanirotam, nanoritam, noranitam, notaranim

Updated on 2025/07/29