|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manonta
Fototeny  2 tonta
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Maniera
5 Manao printy: Manonta boky
6 Mampiditra anaty lasitra, manao (biriky): Mahay manonta biriky tsara Rabe. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to stamp; to press down on; to print [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 frapper ou battre avec quelque chose; imprimer [1.8]
Ohatra  9  Ny mihady volamena, sy volafotsy, sy diamondra, sy ny manonta vola, dia atao gadralava 20 taona. [1.123#]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  14  Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)15  manontà
Fototeny  16 tonta
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manonta [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  18 mananto, mañanto, manonta, manontà, 19 mantona, 20 montana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27