| Entry (1/2) | 1 manorirana |
| Part of speech | 2 active verb |
| Root | 3 horirana |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Mametraka na mipetraka na mandeha na mijery tsy manatrika fa misompirana: Betsaka ny olona teny an-tsena ka nanorirana mihitsy izahay vao afaka nandeha |
| Explanations in English |
9 [1.7] to set on edge |
| Explanations in French |
10 [1.8] mettre sur son bord ou côté |
| Examples |
11 [2.131] raha baka mahay manorirana hianao izaho kirongo tsy azo idirana |
| Entry (2/2) | 12 manoriràna |
| Part of speech | 13 imperative of active verb manorirana [Full list] |
| Root | 14 horirana |
| Explanations in Malagasy |
15 [1.1] |
| Explanations in French |
16 [1.3] |
| Anagrams | 17 anoriranam, manary rano, manoriràna, manorirana |
| Updated on 2025/08/06 |
|