|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 manorona |
| Fototeny | 2 horona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 to wind thread or string on a spool or spindle
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 embobiner du fil, etc.; enrouler
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/3) | 9 mañorona |
| Sokajin-teny | 10 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
[manorona]
11 misorona (afo)
[Bara]
[1.78] 12 misorona afo, manoroka [Bezanozano] [1.78] 13 misorona afo, mampirehitra sady mandamina ny kitay an'afo: Afaka andidy amin'afo koja fa nanoroñ'hitay tsy nirehitra (afaka adidy amin'ny afo kosa fa nisorona kitay tsy nirehitra) [Tanala] [1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 14 mañorona |
| Sokajin-teny | 15 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
16 mamonkona (rantsan-tanana)
[Sihanaka]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 17 mañañoro, mañorona, manorona, 18 namorona, Namorona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|