|
|
|
|

Teny iditra1  manoso-dratsy
Singan-teny  2 manosotra, 3 ratsy
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 mitovitovy amin' ny manoso-potaka ihany, saingy ny ratsy ataon' ny hafa no lazainy fa ataon' ilay olona haratsiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to speak evil of someone [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 calomnier, médire [1.8]
Tovy hevitra  8 manoso-potaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12