|
|
|
|

Entry1  manotraka
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Misy ketrona, miketronketrona: Manotraka ny hoditr' io biby io
Mailamailaka, marisika: Nanotraka erỳ Rakoto raha niangaviako hikarahara ireto zaza kamboty ireto ~ Gaga aho fa tsy nanotraka firy izy raha nilazako ny fikasanao [1.1]
Examples  4  Efa safotry ny taviny ny tavany sady manotraka be ny valahany. [2.996#]
All compound words  5  2 combinations of this word

Anagrams  6 manakòtra, manakotra, 7 manatroka, 8 manokatra, mañokatra, 9 manotraka

Updated on 2025/10/12