|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manovana
Fototeny  2 tovana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 manampy [Bezanozano] [1.78]
5 Manampy avy ao ambany na avy eo aoriana:
6 Tsy maintsy manovana itỳ tady itỳ ianao fa fohy loatra ilay izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to add to, to lengthen (at the bottom or the back) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 allonger, ajouter au fond ou au dos [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)13  manovàna
Fototeny  14 tovana
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manovana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  16 mananova, 17 manavona, manovàna, manovana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/26