|
|
|
|

Entry (1/2)1  manovona
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manampy avy eo ambony na avy eo aloha: Manovona a eo alohan' ny fototeny no fanaovana matoantenin' ny atao, toy ny hoe sondrotra -- asondrotra
Explanations in French  4  [1.3#737] ajouter, comme une assise de terre, ajouter quelque chose par-dessus le marché
Examples  5  [2.59#122] Tsy manovona ampen-tany
6  [2.587#] Tsy mba ataonay toy izany ny fitiavana an' i Kelimafana, fa ataonay tefi-tanimanga, ka ny manala tsy misy, fa ny manovona no atao
Root  7  tovona
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Compound words 

Entry (2/2)13  manovòna
Part of speech  14  imperative of active verb manovona [Full list]
Explanations in Malagasy  15  [1.1]
Explanations in French  16  [1.3]
Root  17  tovona

Anagrams  18  anovonam, manovòna, manovona, namovoan

Updated on 2025/05/07