|
|
|
|

Entry1  mantamanta
Root  2  manta
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Tsy dia tena manta
Tsy vita tsara tanteraka: Asa mantamanta
Tsy nomasahana tsara, tsy nalaina ambony tsy nalaina ambany, tsy nodinihina tsara: Hevitra mantamanta [1.1]
Examples  5  Ingahy Ravelo koa olona mantamanta vava sy tsy mifidy teny havoaka izay, ka nisy tokoa ny tsy tia azy tao an-tanĂ na. [2.472]
All compound words  6  atody an'akora andrahoina mantamanta
Proverbs  7  Proverbs containing that word

Updated on 2025/10/08