|
|
|
|

Entry1  marary
Part of speech  2  adjective
Root  3  rary
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
All compound words  7  20 words containing marary
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Voan' ny aretina, tsy salama, tsy metimety: Marary ny kibony
Mijaly: Marary ny foko
Madisadisa, malazolazo, somazotsazoka, mavozovozo, marisarisa, manetsetra, mangorangorana, mafanafana, marimaritra, marikoditra, mitsangambolo, mangovitra, mihararetra, mihovihovy, manarandefona, mipararetra, manavy, mantsafofoka, mangovihovy, mangorintsina
Explanations in English  9  [1.7] ill
Explanations in French  10  [1.8] malade
Examples  11  [2.472] Ireo no mitsabo ny marary na maratra
12  [2.470] Aoka izay, anaka, sao marary eo ianao
13  [2.131#214] marary anie aho ka marary / marary ato an-kilako ato
14  [1.20] Narary izy (Il était malade)
15  [1.508] Mody narary ka nampiantso mpisikidy
16  [2.424#131] mety halemy be ilay olona ary harary
Vocabulary  17  Health
Proverbs  18  Proverbs containing the word marary

Anagrams  19  marary, marira, mirara

Updated on 2025/08/10