|
|
|
|

Teny iditra1  marbra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazam-batofotsy, tsy dia mafy loatra, vandambandana ny sorany ary mety ho tonga malambolambo mahafinaritra [1.1]
Voambolana  4  Haibolantany
Tovy hevitra  5 vatovandana
Renianarana 
Anarana iray reny 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09