|
|
|
|

Teny iditra1  falia
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazam-bato tena mafy izay ampifampipehina mba hahazoana pitik' afo [1.1]
Ohatra  4  Hakariny aty amintsika ny tafondro sy ny basy sy ny vanja sy ny vato falia sy ny bala fa izany no entina mamory ny tany sy ny fanjakana, entina miaro ny vady aman-janakareo, fa ireny no androatokom-panjakako ka milaza aminareo aho fa izay no sitrapoko. [2.508#]
Tovy hevitra  5 vatoafo, vatofalia
Renianarana 
Anarana iray reny 
Kamban-teny rehetra  14 vatofalia
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  16 afaly, 17 alafy, falia, 18 fiala, 19 lafia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09