|
|
|
|

Entry1  marena tokantrano
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  marèna, tokantrano
Explanations in Malagasy  4  [1.1] teny firariana atao amin' ny mpanambady vao mba ho tsara orina ny fanambadiany; firariana mba ho marina tsy ho voahozongozona ny fanambadiana
Explanations in English  5  [1.2] may your home life be true (a form in saluting newly married people)
Vocabulary  6  Forms of Address

Updated on 2025/07/29