|
|
|
|

Entry (1/3)1  marenina
Root  2  renina
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Tsy mandre, donto: Marenina hatrany an-kibon-dreniny io olona io
Enti-milaza vilany na fahandroan-kanina hafa ela vao mahamasaka na. handro: Marenina koa itỳ vilany itỳ: aiza ve ka dia adiny iray tsy hahamasa-bary? [1.1]
Explanations in English  5  deaf [1.7]
Explanations in French  6  sourd [1.3, 1.8, 1.5]
7  dur d'oreille [1.3]
Examples  8  ny lalana ihany no nasiany olona: toa moana toa marenina. [2.470]
9  Nohenoiko fe tsy marenina izany anatr' i Patrice izany, kanjo tato aoriana dia tsapako ny fahamarinany. [2.471]
10  Nefa henoy fe tsy marenina ny teniny, fa izay hazo anankiray tsy miteny tsy mivolana arý amin' ny fara ala aiý no tadiavo, ary iza; [2.69]
All compound words  11  4 combinations of this word
Vocabulary  12  Health

Entry (2/3)13  marenina
Root  14  renina
Part of speech  15  adjective
Explanations in Malagasy  16  mamono sofina, manentsin-tadiny [1.1]
Explanations in French  17  insensible [1.5]

Entry (3/3)18  marenina
Root  19  renina
Part of speech  20  adjective
Explanations in French  21  enti-milaza vilany na fahandroan-kanina hafa ela vao mahamasaka nahandro [1.3]
22  lente à se chauffer, se dit d’une marmite [1.3]
Examples  23  marenina koa itỳ vilany itỳ: aiza ve ka dia adiny iray tsy hahamasa-bary? [1.1]

Anagrams  24 mañeriña, 25 marenina, 26 menarina

Updated on 2025/10/08