|
|
|
|

Teny iditra1  marikoditra
Singan-teny  2 marika, 3 hoditra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 (mari-koditra) ilazana ny olona mangatsiaka ka mangovingovitra hila hanavy; mahatsiaro mangatsiaka ka mitsangantsangam-bolo [1.1]
6 mihorin-koditra noho ny hatsiaka [1.62]
Ohatra  7  Tsy marary tsy marikoditra ny zanany. [2.470#]
8  Mitotofa re bodofotsy, raha marikoditra fa mbola sahirana aho. [2.285#]
Voambolana  9  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11