Entry | 1 marimaritra |
Root | 2 maritra |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Vao mafana kely foana: Ento amin' izay ilay rano, r' Ikoto a! -- tsy mbola mafana fa vao marimaritra e! Afa-dranom-panala, mangorovitsika Mafampana toy ny hanavy: Isan-kariva itỳ zaza itỳ marimaritra [1.1] |
All compound words | 5 marimaritra iraisana |
Synonyms | 6 maritra |
Proverbs | 7 Proverbs containing that word |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |