Entry | 1 marina raha |
Elementary words | 2 marina, 3 raha |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 fomba fiteny enti-manda izay lazaina aorian' io teny io: Marina raha naka ny bokinao aho (mandà mafy izy fa tsy naka) [1.1] |
Antonyms | 6 marinarahatsy |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |