Entry | 1 marina raha tsy |
Elementary words | 2 marina, 3 raha, 4 tsy |
Part of speech | 5 locution |
Explanations in Malagasy |
6 enti-manamafy izay lazaina aorian' io teny io: Marina raha tsy naka ianao fa ny zanako mihitsy no nahita (manamafy fa naka mihitsy kosa ny fehezanteny) [1.1] |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |