|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 marirana |
| Fototeny | 2 rirana |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Misy rirany, miendrika lelan-javamaranitra
5 Enti-milaza tarehin' olona maranidranitra, izany hoe somary mahiahia, fa tsy mba dombodombo petapetaka [1.1] |
| Ohatra |
6 Tahaka ny saingona ka ny anarana no matavy fa ny tena mahia sy marirana.
[2.346#12]
|
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 8 marirana |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 (sens général : avoir des côtés ou des angles en saillie, allusion aux côtes de la tige) Paullinia pinnata L. (Sapindaceae). Nom cité par Dandouau. Voir aussi vahimarirana.
[Sakalava]
[1.196] |
| Voambolana | 11 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 13 mañarary, 14 manarirà, manarira, marirana, 15 mirarana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|