|
|
|
|

Entry1  rirana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Zorony mivohitra: Voan' ny riran-databatra ny takibako
Ny lafiny maranitra na ny ilany ihany: Telo rirana ny zozoro [1.1]
Explanations in English  4  an edge, a cutting edge [1.7]
Explanations in French  5  le tranchant; cf. horirana [1.8]
Examples  6  Dia alaina ny hazo maro rirana be tsilo iny, ny anarany atao hoe «ody fady,» sy ny holatafa, ary ny arim-belona. [2.857#]
Derivatives 
Active verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words  13  9 combinations of this word
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Anagrams  15 Ranary, 16 rarina, 17 rirana

Updated on 2025/10/11