|
|
|
|

Entry1  marivo
Part of speech  2  adjective
Root  3  rivo
All compound words 
Explanations in Malagasy  9  [1.78] [Tambahoaka] akaiky, tsy lavitra
10  [1.78] [Tanala] akaiky, tsy lalina: Ka atrek'etsy atrek'eroa koa jaja eo fa tsy ba marivol any ijay nombany androany ijay (aza alefa atsy sy aroa intsony io zaza io fa tsy mba akaiky anie izay lalana nalehany izay)
11  [1.1] Tsy lalina, tsy lehibe ny elanelan' ny vavany sy ny vodiny; tsy mifanalavitra ny vavany na ny vohony sy ny fanambaniny: Marivo itỳ rano itỳ fa hatreo am-balahana fotsiny
Tsy latsaka lalina, manify: Marivo nofo
Explanations in English  12  [1.7] shallow
Explanations in French  13  [1.8] peu profond
Synonyms  14  marivo salosana
Antonyms  15  lalina
Proverbs  16  Proverbs containing the word marivo

Anagrams  17  avorim, irovam, marivo, mirova, mivaro

Updated on 2025/08/10