Entry | 1 maro |
Part of speech | 2 adjective |
Derivatives |
|
All compound words | 9 94 words containing maro |
Explanations in Malagasy |
10 [1.1] Mihoatra ny iray: Ny telo dia azo lazaina fa efa maro Tsy vitsy, betsaka: Maro no nadinina, fa vitsy no afaka |
Explanations in English |
11 [1.7] many |
Explanations in French |
12 [1.8] beaucoup, nombreux |
Examples |
13 [2.324] ary tao anatin'izany taona maro izany dia niova be ihany Ambositra. 14 [2.471] Mbola maro ireo ankizy indray nihira tamiko no tratrako tao amin' ny tobinay na tao amin' ny tanĂ na manodidina: |
Synonyms | 15 betsaka |
Antonyms | 16 vitsy |
Proverbs | 17 Proverbs containing the word maro |
Anagrams | 18 arom, maro, mora, oram, ramo |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |