|
|
|
|

Teny iditra1  masin-tanana
Singan-teny  2 masina, 3 tanana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ilazana ireo mahasitrana ny aretina raha vao mikasika fotsiny ny tanany; mahomby rehefa manasitrana, na mikasi-tanana izany, na manome fanafody [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 dont les remèdes sont efficaces, qui guérit au seul toucher [1.3]
7 dont les remèdes sont efficaces, qui a « bonne main » « la main heureuse », suivant l'expression française
8 qui peut guérir par la seule imposition des mains, pratique qu'utilisent certains empiriques, surtout dans le cas de maladies nerveuses [1.196]

Fivaditsoratra  9 amintsanana, 10 manan-tsaina, masin-tanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12