|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 masontantely
Singan-teny  2maso, 3tantely
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny frantsay  5 désigne le « gâteau de cire », les alvéoles des abeilles. Encore appelé tranontantely [1.196]
Ohatra  6 Nahita masontantely feno mamy tao anaty hazo boboka hono ireto lalimanga iray tarika, ka avy hatrany dia nivolon-ko tompony ka nitsentsitra teo mandra-pahavokiny. [2.332#]

Teny iditra (2/3)7 masontantely
Singan-teny  8maso, 9tantely
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 iray amin' ireo kitapo telo miforona ho vavonin' omby, izay ahitana kiloadoaka kely betsaka ka mahatonga ny anarany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 reticulum [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  13 réticulum, réseau [de l'estomac des ruminants] [3.1]
14 champ alvéolaire [1.13]
15 le « bonnet », l'une des poches de l'estomac du boeuf. Encore appelée vavonikena. [1.196]
Voambolana  16 Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Mpanahaka  17 vahindrorohany, 18 vavoninkena, 19 vorivorinkena
Sary 

Teny iditra (3/3)20 masontantely
Singan-teny  21maso, 22tantely
Sokajin-teny  23 anarana
Fanazavàna teny frantsay  24 (de maso : oeil, dans le sens de chose précieuse, et tantely : le miel, plante mellifère). Identifiée à Desmodium trifolium par Descheemaeker, Ravi-maitso 1975, p. 37. Probablement une erreur pour Desmodium triflorum DC. (Fabaceae) Usages médicinaux. Voir aussi masotantely, tranontantely. D'après les photos apportées par Descheemaeker, cette plante a été identifiée à : Alysicarpus nummularifolius DC. (Fabaceae). Sa décoction est administrée en cas de diarrhée douloureuse (kibo manenitra), employée aussi en lotions contre l'inflammation des yeux. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  25 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12