|
|
|
|

Teny iditra1  vahindrorohany
Singan-teny  2 vahy, 3 roroha
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Iray amin' ireo zavatra telo miforona ho vavonin' ny omby, izay misy volovolo madinika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 rumen, paunch [of ruminants] [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 rumen, panse [des ruminants] [3.1]
Voambolana  8  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Mpanahaka  9  masontantely, 10  vavoninkena, 11  vorivorinkena
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02