|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  matà
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 mateza [Tambahoaka, Tanosy] [1.78]
4 maharitra [Tanosy] [1.78]

Teny iditra (2/3)5  mata
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny frantsay  7 (de ata : même sens que adana, merina, qui confère la paix, la prospérité). Nom de plusieurs arbres dont le bois sert à faire des talismans protecteurs, surtout des homalium (Salicaceae). [Betsileo, Bara, Sakalava] [1.196]
Voambolana  8  Haizavamaniry

Teny iditra (3/3)9  Mata
Sokajin-teny  10  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  11 Maath [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  12 Maath [2.996]
Voambolana  13  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  14 Toko sy andininy momba Mata

Fivaditsoratra  matà, Mata, mata, 15 tama

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27