|
|
|
|

Teny iditra1  matanjaka
Fototeny  2 tanjaka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Be aina, manana herim-batana, matomboka: Tonga daholo ny vatan-dehilahy matanjaka tao an-tanàna
5 Mafy: Heverinao ve fa matartiaka hahazaka itý vata itý io tady io?
6 Be herim-po: Matanjaka eo anoloan' ny fahoriana [1.1]
7 vaventy, matavy [Masikoro] [2.606#152]
Fanazavàna teny anglisy  8 strong, vigorous; heavily built, corpulent [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 fort, vigoureux; gros; un peu gras [1.8]
Ohatra  10  Fantatra fa matanjaka I Feno. [2.472]
11  Tia mampiasa teny matanjaka ianao! [2.944]
12  Ady vaventy sahaza ny olo-matanjaka! [2.643]
13  Izahay osa, fa hianareo no matanjaka; [2.996]
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
17  Filaza mandidy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Mpanahaka  19  beaina, 20  besandry, 21  mafy, 22  mahery, 23  matomboka, 24  tomady
Kamban-teny rehetra  25  Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  26  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17