|
|
|
|

Teny iditra1  tomady
Fototeny  2 tady
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Matanjaka, vory nofo, nofosana: Tovolahy tomady [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 strong, muscular [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 fort [1.3#718, 1.8]
7 musculeux [1.3#718]
8 costaud, robuste [1.8]
Ohatra  9  Mbola tena tanora sy tomady izy. [2.117#78]
10  Anisan' ny zaza salama sy tomady tokoa aho. [2.643#22]
11  Olona nofantenana tomady sy matanjaka daholo ireo! [2.472#178]
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19