|
|
|
|

Entry1  matory anakampo
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  matory, anakampo
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ilazana ny feon' ny fieritreretana izay tokony hohenoina sy hosainina am-pitoniana

Updated on 2025/07/29