|
|
|
|

Teny iditra1  matory
Fototeny  2 tory
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Latsaka ao anatin' ny torimaso: Aza mingadongadona fa matory ny marary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to sleep [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 dormir [1.8]
Ohatra  7  Dia nakimpiny indray ny masony, ka natory izy. [2.324]
8  manomboka izao ankehitriny izao ialahy, izao dia izao, dia any alatrano ialahy no matory. [2.470]
9  na matory na tsy matory, tsy re ny moka. [2.472]
10  Impiry aho no nitantara tamin' ise fa misy aloka maneloelo ny fiainako, saingy nilaozan' ise natory? [2.5]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Mpanahaka  15  mandamoka, 16  mandryilika, 17  mandrymihohoka, 18  mandrymihorirana, 19  mandrymitsilany, 20  mandry, 21  mibafoka, 22  mibonoka, 23  midaboka, 24  mifonoka
Kamban-teny rehetra  25  Fikambanana 10 amin' io teny io
Ohabolana  26  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  27 marito, 28 Maroty, matory, 29 miotra, 30 mirota, 31 mitôra, 32 mitroa, 33 tarimo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09