|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 matoy |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza ny voankazo tonga amin' ny fotoana tsara fihinanana azy
4 Efa lehibe tonga taona [1.1] 5 masaka, antitra, matotra [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 wise; see hendry
[Provincial]
[1.2#435] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 mûr, mâture
[1.13] |
| Ohatra |
8 Katsaka efa matoy nefa mbola malemy no alaina.
[2.472]
|
| Mpanahaka | 9 masaka |
| Kamban-teny rehetra | 10 matoilahy |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 12 matoy |
| Sokajin-teny | 13 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 mafy
[Sihanaka]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 15 atimo, 16 maito, 17 maoty, 18 Matio, matoy, 19 miato, 20 miota, 21 mitao, 22 mitoa, 23 moita, 24 tamio, 25 tamoy, 26 taomy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|